FIRAISANKINA - FIHAVANANA noventesina ombieniombieny nandritra ny taona maro isaky ny hetsika lehibe...
- Alakamisy 21 may 2009 , fivoriana teny amin' ny Rova Ambohimanga: "ny fanamafisana ny Fihavànana sy ny Firaisankina..."
- Alatsinainy 30 Mars 2009: Conférence de presse nataon'ireo AMPANJAKA (rois), des ANDRIANA (princes), des CHEFS COUTUMIERS avy @ lafivalon'ny Nosy manoloana ny Crise eto @ firenena: Andry iray fahaefatra @ fito t@ ireo kolontsaina malagasy: "Ny FIRAISANKINA "
- Alakamisy 26 Marsa 2009: Ambohidrabiby - Taombaovao malagasy izay nanamafisana fa: "Ny fihavànana no taloha, ny firaisankina no hery, ary ny teny ifampierana dia talohan 'ny demokrasia dradradradraina amin'zao fotona"
- 27-28-29 septambra 2008: Ny Fikambanana ZANADRANAVALONA ANOSIMANJAKA dia nanao Lanonanana goavana, toy ny isan-taona, ho Fankalazana sy Fahatsiarovana ny andro nahaterahan' ny razambeny RANAVALOTSIMITOVIAMINANDRIANA, zanaka vavin' ny Mpanjaka ANDRIAMASINAVALONA: Ny tarigetran' ny Zanadranavalona, izay nohamafisina tamin' izany lanonana goavana izany, dia ny "FIHASINANA, ny FAHENDRENA, ary ny FIHAVANANA"
- Alahady 27 Aout 2006 , 450ème Anniversaire d’Andriantompokoindrindra, andro iray nanamafisana ny "Fihavànana sy Firaisankina..."
- Alahady 27 Aout 2006 , 450ème Anniversaire d’Andriantompokoindrindra, andro iray nanamafisana ny "Fihavànana sy Firaisankina..."
Antsika Tanora JAM ny tohiny...