http://mg.wikipedia.org/wiki/Hasina
Tonga soa isika Tanora Andriana rehetra
JAM amin'ny Teny Fohy
- JAM Madagasikara na Vondron'ny tanora Andriana
- Madagascar, Madagascar, Madagascar
- JAM Madagasikara na Vondron'ny tanora Andriana dia fitambaran'ireo tanora Andriana. Ao anatin'ny tanjona ny fampihavanana sy fampivondronana ary fampiraisana ny Andriana rehetra, ary indrindra ny famerenana ny Hasina.
jeudi 21 octobre 2010
Ny Hasina < Lova tsy mifindra sns...
Niteraka fombafomba maro arak'izany ny fikajiana ny hasina ka nahatonga ny karazan'andriana sasany hanao ny « lova tsy mifindra » toy ny Andriandoriamanjaka ao Fonohasina sy ny Andriantompokoindrindra ao Ambohimalaza.Ireo mpanjaka maro nifandimby aza dia nanome lanja io hasina io tamin'ny anarany toy ny hoe Ramasimparihy, Andriamasinavalona...Toy izany koa, ny zavatra heverina fa masina dia tsy mety raha tsy landy no atafy na hamatorana azy ka izany no mahatonga ireo andriana merina hitafy landy ary ny vakan-tsampy dia atohy amin'ny kofehy landy.
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Fanitsiana:
RépondreSupprimerToy izany koa, ny zavatra heverina fa masina dia tsy mety raha tsy landy no atafy na hamatorana azy ka izany no mahatonga ireo andriana merina hitafy landy ary NY VAKANA IZAY ATOHY AMIN'NY ALALAN'NY KOFEHY LANDY.